<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 25:23 | And |
Ary Amazia, mpanjakan' ny Joda, zanak' Joasy, zanak' i Joahaza, dia nosamborin' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely, tany Beti-semesy ka nentiny nankany Jerosalema; ary nandravan' i Joasy efa-jato hakiho ny mandan' i Jerosalema hatramin' ny vavahadin' i Efraima ka hatramin' ny vavahady anjorony. | Ary Amasiasa, mpanjakan' i Jodà, zanak' i Joasa, zanak' i Joakaza dia nosamborin' i Joasa mpanjakan' Israely tany Betsamesa, nentiny nankany Jerosalema dia nandravany zato hakiho ny mandan' i Jerosalema, hatramin' ny vavahadin' i Efraima ka hatramin' ny vavahady an-jorony; | Quant au roi de |