<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 28:7 | And |
Ary Zikry, lehilahy mahery tamin' ny Efraima, namono an' i Mahaseia, zanaky ny mpanjaka, sy Azrikama, mpanapaka ny trano, ary Elkana, izay nanarakaraka ny mpanjaka. | Novonoin' i Zekrì mpiadin' i Efraima, Maasiasa zanaky ny mpanjaka, sy Ezrikà lehiben' ny tao an-tranon' ny mpanjaka, ary Elkanà, faharoa manarakaraka ny mpanjaka. |