<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 29:30 | Moreover |
Ary Hezekia mpanjaka sy ny mpanapaka nampihira ny Levita hidera an' i Jehovah tamin' ny teny namboarin' i Davida sy Asafa mpahita. Ary nihira fiderana tamin' ny hafaliana izy, dia niondrika sy niankohoka. | Ny tenin' i Davida sy Asafa mpahita, no nasain' ny mpanjaka sy ny lehibe nideran' ny Levita an' ny Tompo, ary nidera tamin-kafaliana izy ireo sady niondrika nitsaoka. | Puis le roi |