<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 31:14 | And |
Ary Kore Levita, zanak' i Jimna, mpiandry varavarana tao atsinanana, no tonian' ny fanati-tsitrapo ho an' Andriamanitra, hizara ny fanatitra asandratra ho an' i Jehovah sy ny zava-masina indrindra. | Kore Levita mpiandry ny varavarana atsinanana no tonian' ny fanatitra an-tsitra-po naterin' ny olona ho an' ny Tompo, mba hizarazara izay voahavaka ho an' ny Tompo mbamin' ny zavatra masina indrindra. |