<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 31:15 | And next him were |
Ary ny fehin' i Kore dia Edena sy Miniamina sy Jesoa sy Semaia sy Amaria ary Sekania tao amin' ny tanànan' ny mpisorona; ary adidin' ireo ny hizara ho an' ny rahalahiny araka ny antokony avy, na ny lehibe na ny kely, | Nisy fehiny niandry raharaha homeny azy ireo, tao amin' ny tanànan' ny mpisorona, dia Edena, Benjamina, Jesoe, Semeiasa, Amariasa, Sekeniasa, izay niadidy ny fizarana ho an' ny rahalahiny, araka ny antokony avy, na ny lehibe na ny kely; |