<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 36:19 | And they burnt the house of |
Dia nodorany koa ny tranon' Andriamanitra, ary noravany ny mandan' i Jerosalema; ny lapan' andriana rehetra tao koa dia nodorany tamin' ny afo, ary ny fanaka tsara rehetra tao nosimbany. | Nodorany ny tranon' Andriamanitra, noravany ny mandan' i Jerosalema, notselarany ny afo ny lapa rehetra teo, ary nosimbany ny fanaka saro-bidy rehetra. | On brûla le Temple de |