<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 9:1 | And when the queen of |
Ary ny mpanjakavavin' i Sheba, rehefa ny nahare ny lazan' i Solomona, dia tonga tany Jerosalema hizaha toetra azy tamin' ny fanontaniana sarotra, ary maro be ny mpanaraka azy, sady be koa ny rameva izay nitondra zava-manitra sy volamena sesehena ary vato soa; ary rehefa tonga tao amin' i Solomona izy, dia niresaka taminy ny amin' izay rehetra tao am-pony. | Rahefa nandre ny lazan' i Salomona ny mpanjakavavin' i Sabà, dia tonga tao Jerosalema izy, hizaha toetra an' i Salomona amin' ny ankamantatra, narahin' ny kalesy maro be sy rameva nitondra zava-manitra, volamena be dia be, ary vatosoa koa. Nandroso ho any amin' i Salomona izy, dia nolazainy taminy avokoa izay rehetra tao am-pony. | La reine de |