<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 6:8 | Moreover I make a decree what ye shall do to the elders of these |
Ary izaho manao didy ny amin' ny hataonareo amin' ny loholon' ireo Jiosy ireo hanaovany izany tranon' Andriamanitra izany: aoka ny haren' ny mpanjaka, dia ny hetra avy amin' ny any an-dafin' ny ony, no handoavana marina izay lany ho an' ireo lehilahy ireo, mba tsy ho azon-tsampona izy. | Ary izao no didy omeko anareo ny amin' izay tokony hataonareo amin' ireo loholon' ny Jody, hanorenana indray io tranon' Andriamanitra io: ny haren' ny mpanjaka, ny hetra aloan' ny any an-dafin' ny ony, no handoavana izay lany marina amin' ireo olona ireo, mba tsy hiatoato izy. | Voici mes ordres concernant votre ligne de conduite vis-à-vis de ces anciens des |