<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 12:37 | And at the fountain gate, which was over against them, they went up by the stairs of the city of |
Ary hatreo amin' ny vavahadin-doharano dia nizotra izy ka niakatra tamin' ny ambaratongan' ny Tanànan' i Davida, tamin' ny fiakarana amin' ny manda eo ambonin' ny tranon' i Davida ka hatramin' ny vavahadin-drano eo atsinanana. | Ny antokom-pihira faharoa kosa, nandeha tamin' ny ilany iray, ka izaho sy ny antsasaky ny vahoaka no teo aorian' io teny ambony manda. Avy eo amin' ny tilikambon' ny Fatana fandoroana, dia nandroso hatreo amin' ny manda malalaka, | A la porte de la Fontaine, ils montèrent droit devant eux, près des escaliers de la |