<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 13:26 | Did not |
Tsy izany va no nanotan' i Solomona, Mpanjakan' i Isiraely? kanefa tsy nisy mpanjaka tahaka azy tany amin' ny firenena maro, fa tian' Andriamaniny izy ka nataon' Andriamanitra ho mpanjaka tamin' ny Isiraely rehetra; kanefa na dia izy aza dia, nampanotain' ny vehivavy hafa firenena. | Moa tsy izao indrindra va no nanotan' i Salomona mpanjakan' Israely? Tsy nisy mpanjaka toa azy, teo amin' ny firenena maro; tian' Andriamaniny izy; nataon' Andriamanitra mpanjaka amin' Israely rehetra izy. Kanefa izy koa dia notarihin' ireo vehivavy hafa firenena ho amin' ny fahotana. | N' est-ce pas en cela qu' a péché |