<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 3:19 | And next to him repaired |
Ary manarakaraka lreo dia nisy namboarin' i Ezera, zanak' i Jesoa, komandin' i Mizpa, teo amin' ny tandrifin' ny fiakarana ho any amin' ny trano fitehirizam-piadiana eo amin' ny fiolahana. | Teo anilany dia Azera zanak' i Josoe, lehiben' i Masfà, no nanamboatra ny ilan' ny manda, teo an-tandrifin' ny fiakaran' ny fitehirizam-piadiana, eo amin' ny zoro. | à sa suite |