<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 3:20 | After him |
Manarakaraka io koa dia Baroka, zanak' i Zabay, no nazoto namboatra ny sasany hatramin' ny fiolahana ka hatramin' ny varavaran' ny tranon' i Eliasiba mpisoronabe. | Nanarakaraka azy dia Barota zanak' i Zakaì, no nanamboatra tamin-kavitrihana ny ilany anankiray, hatreo amin' ny zoro ka hatreo amin' ny varavaran' ny tranon' i Eliasiba, mpisorona lehibe. | Après lui |