<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 4:16 | And it came to pass from that time forth, that the half of my servants wrought in the work, and the other half of them held both the spears, the shields, and the bows, and the habergeons; and the rulers were behind all the house of |
Ary tamin' izany andro izany dia hoy koa aho tamin' ny olona: Samia mitoetra ato Jerosalema ianareo mbamin' ny zatovonareo, mba hiambina antsika raha alina ireo ary hiasa raha antoandro. | Tamin' izany andro izany, hoy koa aho tamin' ny vahoaka: Samia mandry eto Jerosalema, miaraka amin' ny mpanompony avy, mba hiambina antsika mandritra ny alina, sy hiasa mandritra ny andro. | En ce temps-là, je dis encore au peuple : "Chacun, avec son serviteur, devra passer la nuit à |