<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 9:8 | And foundest his heart faithful before thee, and madest a covenant with him to give the land of the |
ary Hianao nahita ny fony fa nahatoky teo anatrehanao, ka dia nanao ilay fanekena taminy hanome ny tanin' ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Jebosita ary ny Girgasita ho an' ny taranany; ary efa nahatanteraka ny teninao Hianao, satria marina Hianao. | Nahita ny fony ho mahatoky eo anatrehanao hianao, ka nanao fanekena taminy, fa hanome ho an' ny taranany, ny tanin' ny Kananeana, ny Heteana, ny Amoreana, ny Ferezeana, ny Jeboseana, ary ny Gergeseana, ary notanterahinao ny teninao, fa marina hianao. | Trouvant son coeur fidèle devant toi, tu fis alliance avec lui, pour lui donner le pays du |