<-
->

Est 9:14 And the king commanded it so to be done: and the decree was given at Shushan; and they hanged Haman' s ten sons. Dia nasain' ny mpanjaka natao izany; ary nantsoina tany Sosana ny teny, ka dia nahantona izy folo lahy, zanak' i Hamana. Nasain' ny mpanjaka natao izany, ka navoaka tao Sosa ny didy. Dia nahantona izy folo lahy zanak' i Amàna, Sur quoi, le roi en ayant donné l' ordre, le décret fut proclamé à Suse et les dix fils d' Aman pendus.