<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 15:5 | My heart shall cry out for |
Ny foko mitaraina noho ny amin' i Moaba; Ny mandositra avy ao dia tonga hatrany Zoara sy Egleta-selisia; fa miakatra mitomany ao amin' ny fiakarana Lohita izy sy midradradradra amin' ny famoizam-po eny an-dalana mankany Horonaima. | Ory an' i Moaba ny foko; efa mby ao Segora sahady ny mpiaro azy, efa ao Eglata-Selisiah. Eny, mitomany izy no miakatra ny fiakarana Lohita; eny amin' ny làlan' i Horonaima, manao antsom-pahoriana ny olona. | Mon coeur crie en faveur de |