<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 17:8 | And he shall not look to the altars, the work of his hands, neither shall respect that which his fingers have made, either the groves, or the images. | Fa tsy hanandrandra ny alitara, asan' ny tànany, intsony izy. Ary ny nataon' ny rantsan-tànany tsy hahoany, na ny Aseraha, na ny tsangankazo ho an' ny masoandro. | Fa tsy hijery intsony any amin' ny otely asan-tànany izy; tsy hibanjina intsony izay novolavolain' ny tànany; dia ny aserah sy ny andrin' ny Masoandro. | Il ne regardera plus vers les autels, oeuvres de ses mains, et ce qu' ont fait ses doigts, il ne le verra plus, ni les pieux sacrés ni les brûle-parfums. |