<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 23:13 | Behold the land of the |
Indro ny tanin' ny Kaldeana! Tsy firenena intsony izy, fa nataon' ny Asyriana fonenan' ny bibi-dia any an-efitra; Manao tilikambo fitiliana izy ka mandrava ny lapan' ny mpanjaka ao ary mampody azy ho korontam-bato. | Jereo ny tanin' ny Kaldeana, firenena mbola tsy nisy, izay nanolotra an' i Asora ho an' ny bibidia any an' efitra; nanangana ny tilikambony izy, nandrava ny lapany, nataony korontan-javatra miavovona sisa teo! | Voici le pays des |