<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 34:6 | The sword of the |
Ny sabatr' i Jehovah feno rà, eny, mihosi-menaka amin' ny matavy sy amin' ny ran' ny zanak' ondry sy ny osilahy ary amin' ny fonomboan' ny ondrilahy; Fa Jehovah mamono zavatra hatao fanatitra ao Bozra Ary mahafaty be ao amin' ny tany Edoma. | Ny sabatry ny Tompo dia feno ra, mihosi-menaka, sy ran-janak' ondry aman' osilahy, ary sabora fonom-boan' ondralahy. Fa manao sorona ao Bosrà, Iaveh, sy famonoam-be ao amin' ny tanin' i Edoma. | L'épée de |