<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 35:2 | It shall blossom abundantly, and rejoice even with joy and singing: the glory of |
Mamony be dia be izy, eny, mifaly mihoby izy, ny voninahitr' i Libanona dia homena azy mbamin' ny hatsaran-tarehin' i Karmela sy Sarôna, dia hahita ny voninahitr' i Jehovah izy sy ny famirapiratan' Andriamanitsika. | ary hamony tahaka ny narisisa; hirakotra voninkazo sy hientan-kafaliana ary hanao hoby firavoravoana izy. Homena azy ny voninahitr' i Libàna mbamin' ny hakanton' i Karmely sy Sarona. Izy ireo hahita ny voninahitry ny Tompo, sy ny famirapiratan' ny Andriamanitsika. | qu' elle se couvre de fleurs, qu' elle exulte de joie et pousse des cris, la gloire du |