<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 36:3 | Then came forth unto him |
Ary Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia nivoaka ho ao aminy. | Dia nanatona azy Eliasima, zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa, nomban' i Sobnà mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa, mpitahiry ny bokim-panjakana. | Le maître du palais |