<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 51:17 | Awake, awake, stand up, O |
Mifohaza, mifohaza, mitsangana, ry Jerosalema ô, izay efa nisotro ny kapoaky ny fahatezerana avy tamin' ny tànan' i Jehovah; eny, ny kapoaka gobilia mampiraikiraiky dia efa nisotroanao, ka notrohinao mbamin' ny faikany. | Mifohaza, mifohaza, miarena hianao, ry Jerosalema, izay efa nisotro ny kapoaky ny hatezerana, avy amin' ny tanan' ny Tompo; izay efa nisotro sy nandany ny kapoaka mahajenjina! | Réveille-toi, réveille-toi, debout! |