<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 60:9 | Surely the isles shall wait for me, and the ships of |
Fa Izaho no andrasan' ny nosy, ary ny sambon' i Tarsisy ho loha-lalana, Hitondra ny zanakao avy lavitra mbamin' ny volafotsiny sy ny volamenany, ho an' ny anaran' i Jehovah Andriamanitrao sy ho an' ny Iray Masin' ny Isiraely, Satria efa nanome voninahitra anao Izy. | Fa izaho no antenain' ny nosy; ary ny sambon' i Tarsisa no ho lohalalana; hamerina hankaty ny zanakao avy lavitra, mbamin' ny volafotsiny sy ny volamenany, ho an' ny anaran' ny Tompo Andriamanitrao, sy ilay Masin' Israely, satria efa nomeny voninahitra hianao. | C' est en moi que les |