<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 63:11 | Then he remembered the days of old, |
Ary ny olony dia nahatsiaro ny andro taloha ela, dia ny tamin' i Mosesy. Aiza Ilay nitondra azy mbamin' ny mpiandry ondriny niakatra avy tamin' ny ranomasina? Aiza Ilay nametraka ny Fanahy Masiny tao aminy, | Dia nahatsiaro ny andro fahiny, ny andron' i Moizy, ny vahoakany! Aiza ilay nitondra niakatra avy tamin' ny ranomasina, ny mpiandry ny andian' ondriny? Aiza ilay nametraka teo amin' izy ireo, ny Fanahiny Masina, | Mais il s' est souvenu des jours d' autrefois, de |