<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 66:10 | Rejoice ye with |
Miaraha mifaly amin' i Jerosalema, Ary miravoravoa aminy ianareo rehetra izay tia azy; Aoka hiara-mifaly aminy tokoa Hianareo rehetra izay malahelo noho ny aminy, | Miaraha mifaly amin' i Jerosalema hianareo, ary miravoravoa noho ny aminy, hianareo rehetra tia azy. Ary aoka hiara-mientan-kafaliana aminy avokoa, hianareo nitomany azy; | Réjouissez-vous avec |