<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 66:20 | And they shall bring all your brethren for an offering unto the |
Ary hitondra ny rahalahinareo rehetra izy, Avy any amin' ny jentilisa rehetra ho fanatitra ho an' i Jehovah, Mitaingin-tsoavaly sy ao anaty kalesy sy filanjana, Ary mitaingina ampondra sy rameva haingam-pandeha ho any Jerosalema tendrombohitro masina, hoy Jehovah, Dia tahaka ny fitondran' ny Zanak' Isiraely ny fanatitra hohanina ao anatin' ny vilia madio ho any an-tranon' i Jehovah; | Ny rahalahinao rehetra dia naverin' izy ireo, avy amin' ny firenena rehetra, ho fanatitra ho an' ny Tompo; haveriny mitaingin-tsoavaly, ambony kalesy, am-pilanjana, mitaingina mole aman-drameva, ho ao amin' ny tendrombohitro masina, ho any Jerosalema, hoy Iaveh, toy ny itondran' ny zanak' Israely ny fanatitra ao anaty lovia madio, any an-tranon' ny Tompo. | et de toutes les nations ils ramèneront tous vos frères en offrande à |