<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 7:1 | And it came to pass in the days of |
Ary tamin' ny andron' i Ahaza, zanak' i Jotama, zanak' i Ozia, mpanjakan' ny Joda, no niakaran-dRezina, mpanjakan' i Syria, sy Pelza, zanak' i Remalia, mpanjakan' ny Isiraely, hanafika an' i Jerosalema, nefa tsy nahafaka azy izy. | Tamin' ny andron' i Akaza, zanak' i Joatama, zanak' i Oziasa, mpanjakan' i Jodà, dia niakatra hanafina an' i Jerosalema, Rasima, mpanjakan' i Siria, niaraka tamin' i Fasea, zana-dRomelia, mpanjakan' Israely; nefa tsy nahafaka azy izy. | Au temps d' |