<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 7:18 | And it shall come to pass in that day, that the |
Ary amin' izany andro izany Jehovah hisiaka hiantso ny lalitra, izay any amin' ny faran' ny onin' i Egypta, sy ny renitantely, izay any amin' ny tany Asyria; | Amin' izany andro izany, Iaveh hisiaka ny lalitra any amin' ny fara lafin' ny onin' i Ejipta, sy ny renitantely, any amin' ny tanin' i Asiria. | Il arrivera, en ce jour-là, que |