<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 9:3 | Thou hast multiplied the nation, and not increased the joy: they joy before thee according to the joy in harvest, and as men rejoice when they divide the spoil. | Fa ny bao fitondran-entany sy ny tsorakazo nikapohana ny lamosiny; Izay tsorakazon' ny mpampiasa azy, Dia tapahinao tahaka ny tamin' ny andro namelezana ny Midiana. | Satria ny jioga nanavesatra azy, ny tsora-kazo nikapohana ny lamosiny, ny tehin' ny mpitoroka azy, dia samy notapahinao, toy ny tamin' ny andron' i Madiana. | Car le joug qui pesait sur elle, la barre posée sur ses épaules, le bâton de son oppresseur, tu les as brisés comme au jour de |