<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 20:5 | Moreover I will deliver all the strength of this city, and all the labours thereof, and all the precious things thereof, and all the treasures of the kings of |
Ary ny harena rehetra amin' ity tanàna ity sy ny vokatry ny fisasarany rehetra sy ny zava-tsoany rehetra ary ny rakitry ny mpanjakan' ny Joda rehetra dia samy hatolotro eo an-tànan' ny fahavalony, ka dia hamabo sy haka azy ireny ary hitondra azy ho any Babylona. | Hatolotro avokoa ny harena amin' ity tanàna ity, ny vokany rehetra aman-java-tsoany rehetra, ary ny rakitra rehetra an' ny mpanjakan' i Jodà, hatolotro ho eo an-tànan' ny fahavalony; ka hobaboiny, halainy, hoentiny mankany Babilona. | Je livrerai encore toutes les richesses de cette ville, toutes ses réserves, tout ce qu' elle a de précieux, tous les trésors des rois de |