<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 28:11 | And |
Ary Hanania niteny teo anatrehan' ny vahoaka rehetra hoe: Izao no lazain' i Jehovah: tahaka izao no hanapahako ny ziogan' i Nebokadnezara, mpanjakan' ny Babylona, ho afaka amin' ny vozon' ny firenena rehetra ao anatin' ny roa taona. Ary dia lasa niala Jeremia mpaminany. | Sady hoy Hananiasa, teo anatrehan' ny vahoaka rehetra: Izao no jiogan' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, hiala eny am-bozon' ny firenena rehetra, raha afaka roa taona. Dia lasa niala Jeremia mpaminany. | Et |