<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 29:1 | Now these are the words of the letter that |
Ary izao no fitenin' ny taratasy izay nampitondrain' i Jeremia mpaminany avy tany Jerosalema ho any amin' ny sisa amin' ny loholona voababo sy ho amin' ny mpisorona sy ny mpaminany ary ny vahoaka rehetra, izay nobaboin' i Nebokadnezara ka nentiny avy tany Jerosalema ho any Babylona | Izao no teny voasoratra ao amin' ny taratasy nampitondrain' i Jeremia mpaminany, avy any Jerosalema, ho any amin' ireo sisan' ny loholona voababo, ho an' ny mpisorona amam-paminany mbamin' ny vahoaka rehetra, nentin' i Nabokodonozora avy any Jerosalema ho any Babilona; | Voici le texte de la lettre que le prophète |