<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 32:1 | The word that came to |
Izao no teny tonga tamin' i Jeremia avy tamin' i Jehovah tamin' ny taona fahafolo nanjakan' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, dia ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakan' i Nebokadnezara. | Teny avy amin' ny Tompo tamin' i Jeremia, tamin' ny taona fahafolo nanjakan' i Sedesiasa mpanjakan' i Jodà. Taona fahavalo ambin' ny folo nanjakan' i Nabokodonozora kosa izany. | Parole qui fut adressée à |