<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 36:14 | Therefore all the princes sent |
Dia nirahin' ny mpanapaka rehetra Jehody, zanak' i Netania, zanak' i Selemia, zanak' i Kosy, ho any amin' i Baroka hanao hoe: Ento eny an-tananao ny horonan-taratasy, ilay novakinao teo anatrehan' ny vahoaka, ka mankanesa atý. Dia nentin' i Baroka, zanak' i Neria, teny an-tànany ny horonan-taratasy, ka dia nankany aminy izy. | Tamin' izay ireo lehibe rehetra, naniraka an' i Jodì, zanak' i Nataniasa, zanak' i Selemiasa, zanak' i Kosi, ho any amin' i Baròka, hilaza aminy hoe: Raiso ny horonan-taratasy, izay namakianao teny teo an-tsofin' ny vahoaka, ary mankanesa atý hianao. dia norasin' i Baròka zanak' i Nerià ilay horonan-taratasy ka nankany amin' izy ireo izy. | Alors, à l' unanimité, les princes envoyèrent à |