<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 37:7 | Thus saith the |
Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Izao no lazaonareo amin' ny mpanjakan' ny Joda, izay naniraka anareo hankatý amiko hanontany amiko: Indro, ny miaramilan' i Farao, izay efa niainga hamonjy anareo, dia hiverina ho any Egypta taniny; | Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Izao no teny hataonareo amin' ny mpanjakan' i Jodà, naniraka anareo hanontany amiko: Ny tafik' i Faraona izay efa nivoaka hamonjy anareo, dia hiverina ho any amin' ny taniny any Ejipta indray; | Ainsi parle |