<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 40:11 | Likewise when all the |
Ary koa, ny Jiosy rehetra izay tany Moaba sy tany amin' ny taranak' i Amona sy tany Edoma ary izay tany amin' ny tany rehetra dia nahare fa ny mpanjakan i Babylona efa namela ny Joda hisy sisa sady efa nanendry an' i Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, ho mpanapaka azy, | Ny Jodeana rehetra izay tany amin' ny tanin' i Moaba ao amin' ny taranak' i Ammona, sy tany Edoma, nony efa nandre tao amin' izany tany rehetra izany fa hoe mbola misy sisan' i Jodà navelan' ny mpanjakan' i Babilona, ary Godoliasa, zanak' i Ahikama, zanak' i Safàna, no napetrany ho governeran' izy ireo, | Pareillement, tous les |