<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 44:21 | The incense that ye burned in the cities of |
Ny nandoroanareo ditin-kazo manitra tany an-tanànan' ny Joda sy tany an-dalamben' i Jerosalema, dia ianareo sy ny razanareo sy ny mpanjakanareo sy ny mpanapaka anareo mbamin' ny vahoaka, moa tsy hotsarovan' i Jehovah va izany, ary tsy tao an-tsainy va? | Tsy izany indrindra va no tsaroan' ny Tompo sy tafasondrotra tao am-pony, dia ny emboka manitra nodoranareo tany an-tanànan' i Jodà, sy teny an-dalam-ben' i Jerosalema, na hianareo sy ny razanareo, na ny mpanjakanareo amam-panapaka anareo, na ny vahoaka tamin' ny tany? | "Cet encens que vous avez offert dans les villes de |