<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 47:4 | Because of the day that cometh to spoil all the |
Noho ny hihavian' ny andro handravana ny Filistina rehetra sy handringanana izay sisa rehetra amin' ny mpamonjy an' i Tyro sy Sidona; Fa horavan' i Jehovah ny Filistina, dia ny sisa avy any amin' ny nosy Kaftora. | Izany dia noho ny fahatongavan' ny andro handringanana ny Filistina rehetra; handripahana an' izay sisa amin' ny mpikambana amin' i Tira sy Sidona; fa horavan' ny Tompo ny Filistina, izay sisa amin' ny nosy Kaftora. | à cause du Jour qui est arrivé où tous les |