<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 51:9 | We would have healed |
Nitady hanasitrana an' i Babylona izahay, nefa tsy nety sitrana izy; Afoizo izy, ka andeha isika samy handeha ho any amin' ny tanintsika avy; Fa mahatakatra ny lanitra ny helony ary mitehika amin' ny rahona. | Efa nitady hanasitrana an' i Babela isika, nefa tsy sitrana izy; ka avelao izy, fa andao isika ho any amin' ny tanintsika avy. Satria mahatakatra ny lanitra ny fitsarana azy, sy tafapaka hatrany amin' ny rahona. | "Nous voulions guérir |