<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 52:1 | Iraika amby roa-polo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin' i Jeremia avy any Libna. | Iraika amby roapolo taona Sedesiasa, fony izy tonga mpanjaka; ary iraika ambinin' ny folo taona izy, no nanjaka tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Amitala, zanakavavin' i Jeremia, avy ao Lobna. |