<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 7:2 | Stand in the gate of the |
Mitsangana eo am-bavahadin' ny tranon' i Jehovah, ary torio eo izao teny izao, ka ataovy hoe: Mihainoa ny tenin' i Jehovah ianareo, ry Joda rehetra, izay miditra amin' ireto vavahady ireto mba hiankohoka eo anatrehan' i Jehovah. | Mitsangàna eo am-bavahadin' ny tranon' ny Tompo, ka eo no torio izao teny izao, ataovy hoe: Mihainoa ny tenin' ny Tompo hianareo rehetra lehilahy amin' i Jodà, izay miditra amin' ireto vavahady ireto, hivavaka amin' ny Tompo. | Tiens-toi à la porte du Temple de |