<- -> |
[King James Bible] Lamentations |
[Baiboly 1865] Fitomaniana |
[Baiboly Katolika] Fitomaniana |
[Bible de Jérusalem] Les Lamentations |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
Fit 2:4 | He hath bent his bow like an enemy: he stood with his right hand as an adversary, and slew all that were pleasant to the eye in the tabernacle of the daughter of |
Nanenjana ny tsipìkany toy ny fahavalo Izy, nijoro naninjitra ny tànany ankavanana toy ny rafilahy Izy ka nandripaka izay rehetra mahafinaritra ny maso; Ny fahatezerany dia naidiny toy ny afo tamin' ny lain' i Ziona zanakavavy. | DALETH Nanenja-tsipìka toy ny ataon' ny fahavalo izy ary naninjitra ny tànany ankavanana, toy ny mpanani-bohitra; ka naripany avokoa izay nahafinaritra ny maso; tamin' ny lain' ny zanakavavin' i Siona naidiny toy ny afo ny fahatezerany. | Il a bandé son arc, comme un ennemi, il a assuré sa droite, il a |