<- -> |
[King James Bible] Book of Amos |
[Baiboly 1865] Amosa |
[Baiboly Katolika] Amosy |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Amos |
||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||
Amo / Am 4:10 | I have sent among you the pestilence after the manner of |
Efa naterako areti-mandringana tahaka ny any Egypta ianareo; Novonoiko sabatra ny zatovonareo sady nobaboina koa ny soavalinareo; Ary nampakariko ho eo am-bavoronareo ny hamaimboan' ny tobinareo; Nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, hoy Jehovah. | Hianareo, nanirahako ny pesta; toy ny fisian' izany any Ejipta; novonoiko tamin' ny sabatra ny zatovonareo, ary tamin' izay indrindra no nisamborana ny soavalinareo; nampanetona ny hamaimbon' ny tobinareo aho ka tonga eo am-bavoronareo; nefa tsy niverina tamiko hianareo, - teny marin' ny Tompo. | J' ai envoyé parmi vous une peste, comme la peste d' |