<- -> |
[King James Bible] Book of Amos |
[Baiboly 1865] Amosa |
[Baiboly Katolika] Amosy |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Amos |
||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||
Amo / Am 9:7 | Are ye not as children of the |
Moa tsy toy ny taranaky ny Etiopiana va ianareo raha amiko, ry Zanak' Isiraely? hoy Jehovah. Tsy ny Isiraely va no nentiko nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta. Ary ny Filistina avy tany Kaftora, Ary ny Syriana avy tany Kira? | Moa tsy toy ny taranaky ny Kosita va hianareo, raha amiko, ry zanak' Israely, - teny marin' ny Tompo? Moa Israely va, tsy nentiko niakatra avy any amin' ny tany Ejipta, sy ny Filistina avy tany Kafitora, ary ny Siriana avy tany Kira? | N'êtes-vous pas pour moi comme des |