<- -> |
[King James Bible] Book of Obadiah |
[Baiboly 1865] Obadia |
[Baiboly Katolika] Abdiasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Abdias |
||
<-
-> |
|
|||||
Oba / Ab 1:11 | In the day that thou stoodest on the other side, in the day that the strangers carried away captive his forces, and foreigners entered into his gates, and cast lots upon |
Tamin' ilay andro namitsahanao teny am-pita, Tamin' ny andro namaboan' ny vahiny ny fananany, Sy nidiran' ny hafa firenena teo amin' ny vavahadiny, Ary nanaovany loka an' i Jerosalema, Dia mba toy ny anankiray tamin' ireny koa ianao. | Tamin' ny andro nitsangananao nanandrify azy, tamin' ny andro nitondran' ny fahavalo ny miaramilany, sy nitsofohan' ny hafa firenena amin' ny vavahadiny, ka nanaovany loka an' i Jerosalema, dia toy ny iray tamin' ireny koa hianao. | Quand tu te tenais à l'écart, le jour où des étrangers emmenaient ses richesses, où des barbares franchissaient sa porte et jetaient le sort sur |