<- -> |
[King James Bible] Book of Zephaniah |
[Baiboly 1865] Zefania |
[Baiboly Katolika] Sofonia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Sophonie |
||||
<-
-> |
|
|||||||
Zef / Sof 1:12 | And it shall come to pass at that time, that I will search |
Ary amin' izany andro izany dia hotsiloviko amin' ny jiro Jerosalema, Ka hovaliako ny olona izay efa lefy ao amin' ny faikany, Dia izay manao anakampo hoe: Sady tsy hanao soa Jehovah no tsy hanao ratsy. | Izao no hatao amin' izany andro izany: Hokarohako amin' ny fanala Jerosalema, ka hofaiziko ny olona mandry mifetaka amin' ny faikany, izay manao anakampo hoe: Tsy manisy soa, tsy manisy ratsy Iaveh! | En ce temps-là, je fouillerai |