<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 10:11 | And he shall pass through the sea with affliction, and shall smite the waves in the sea, and all the deeps of the river shall dry up: and the pride of |
Dia hamaky ny ranomasim-pahoriana izy ka hamely ny onjan-dranomasina, Ho ritra ny rano lalin' i Neily rehetra, Haetry ny avonavon' i Asyria, Ary hiala ny tehina fanapahan' i Egypta. | Hamaky ny ranomasina, ranomasim-pahoriana izy; sy hikapoka ny onjan-dranomasina ao amin' ny rano, dia ho tonga maina avokoa ny halalinan' ny ony. Haetry ny avonavon' i Asiria, ary halana ny tehim-panjakan' i Ejipta. | Ils traverseront la mer d' |