<- -> |
[King James Bible] Book of Malachi |
[Baiboly 1865] Malakia |
[Baiboly Katolika] Malakia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Malachie |
||||
<-
-> |
|
|||||||
Mal / Ma 2:11 | Ny Joda efa namitaka, ary misy fahavetavetana atao ao amin' ny Isiraely sy ao Jerosalema; fa ny Joda efa nandoto ny fitoera-masin' i Jehovah, izay tiany, sady efa nanambady ny zanaka-vavin' ny andriamani-kafa. | Jodà mpivadika, ary Israley sy Jerosalema nahavitana fahavetavateana; fa mandoto ny zava-boatokana ho an' ny Tompo, dia izay tian' ny Tompo, Jodà; nanambady ny zanakavavin' ny andriamani-kafa izy. |