<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 11:27 | And it came to pass, as he spake these things, a certain woman of the company lifted up her voice, and said unto him, Blessed is the womb that bare thee, and the paps which thou hast sucked. | Ary raha nilaza izany Jesosy, dia nisy vehivavy anankiray teo amin' ny vahoaka niantso ka nanao taminy hoe: Sambatra ny kibo izay nitondra Anao sy ny nono izay ninonoanao. | Raha nilaza izany izy, dia nisy vehivavy anankiray niantso teo afovoan' ny vahoaka ka nanao taminy hoe: Sambatra ny kibo izay nitondra anao sy ny nono izay ninonoanao! | Or il advint, comme il parlait ainsi, qu' une femme éleva la voix du milieu de la foule et lui dit : " Heureuses les entrailles qui t' ont porté et les seins que tu as sucés ! " |