<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 4:35 | And |
Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan' ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy. | Fa notenenin' i Jeso mafy izy nataony hoe: Mangina, ary mialà amin' io lehilahy io. Dia nandavo azy tamin' ny tany teo afovoan' ny olona teo ny demony vao nivoaka niala taminy, nefa tsy nandratra azy akory. | Et |